Hody izahay Zanahary! Tahio tsara izahay; Ampifalionao ny fonay Amin’ny fitianao; Ampifalio:,: ‘Zahay ety an-tany. Mankasitraka Anao izahay Noho ny teny soa Izay nampianaranao Saina hahasoa anay. Tomoera:,: Aminay isan-andro. Raha ho faty izahay Ka handao ity tany Dia ampifalio izahay, Ento ho an-danitra, Dia faly:,: Izahay mandrakizay. Mel : Sicilia 1788 [O SANCTISSIMA / SICILIAN MARINERS] Text: "O Sanctissima" EN : "O How Joyfully" MG : "Hody izahay Zanahary" Protestant Madagascar Hymnal 2001 No. 335 Web : http://www.liederschatz.net